Entry | 1 raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
Elementary words | 2 raha, baka, misisika, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1] |
Synonyms | 5 raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho |
Updated on 2023/07/30 |